You are here: home > Tononkira > Mamy Robinson

MASOANDROKO IANAO (Mamy Robinson)

MASOANDROKO IANAO
(Jesus You Are the Center Of my Joy)

Tompo ô ianao no masoandroko
Fanilon’Aina manazava ny lalako
Ny taratry ny fahasoavanao mitsinjo ny androm-pianako
Tompô ô ianao no masoandroko
  
Rehefa injay aho naniasia,mbola teo ny tànanao
Nikasika ahy, nihazona ahy tsy ho very dia
Ny tahotry ny fiainana, ireo zava-drehetra  mampanahy
Nataonao ireny rehetra ireny mba hanefenao ahy

Tompo ô ianao no masoandroko
Fanilon’Aina manazava ny lalako
Ny taratry ny fahasoavanao tononkira.serasera.orgmitsinjo ny androm-pianako
Tompô ô ianao no masoandroko

Ny miaraka aminao tokoa Tompo ô
No tombony amin’ny fiainako
Izany loatra indrindra moa   no ifaliako ao aminao
Ny fiderana izay asandratro ny saotra dera atolotro
Aoka izany rehetra izany ho voninahitrao

Tompo ô ianao no masoandroko                     (Ts’isy afa tsy ianao !)
Fanilon’Aina manazava ny lalako
Ny taratry ny fahasoavanao mitsinjo ny androm-pianako
Tompô ô ianao no masoandroko
        

      
       _Mamy ROBINSON_(21 août 2009)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Mamy Robinson
Mpamaky : 50
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mattox
Tamin'ny : 31/10/2019 18:31:36
ID : 12165

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo