NY FANATITRO (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FANATITRO
(My tribute)

Toa ho sarotra amiko
Ny hamaly ilay Fitiavan-dehibe
Nanoloranao ny ainao mba hisolo ny heloko
Na ny feon’anjely an’alinkisa aza
Tsy hahalaza akory izay ato am-poko
Ny Foko, ny momba ahy rehetra Tompo ô
Fanatitra ankasitraho !

Ho anao Tompo anie ny Voninahitra (3)
Noho ireo zavatra nataonao
Ny ranao soa no nanavotana ahy
Ny fahafatesanao no nanandratana ahy
Hoa anao Tompo anie ny Voninahitra
Noho ireo zavatra nataonao

Ampamirapirato eo amin’ny fiainako
Ny famindramponao ry Tompo ô
Raha misy Dera, Laza sy Voninahitra
Dia Asandratro ho anao tao Kalvary

_ Mamy ROBINSON_
(21 août 2009)
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/mamy-robinson/ny-fanatitro
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mamy Robinson
Visites : 434
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mattox
Date : 31/10/2019 18:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0647