TSIKY MANALOKA (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSIKY MANALOKA

Ilay tsikitsikinao manaloka ahy
Toa mitambesatr’ao am-poko ao
Manafotra lay foko te hitia
Ianao anefa tsapako tononkira.serasera.org ho tsy tia

Ilay fitiavako voahazona
Hitia mangina icqegz anao tsy fidiny
Ny hany azoko natao
Dia ny nisera taminao
  Hisitraka sibb isan’andro izao : coiypp lay tsikitsikinao

_Mamy ROBINSON_ (23/05/2019)
  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mamy Robinson
Visites : 1120
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mattox
Date : 06/12/2019 13:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.038