Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSIKY MANALOKA (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSIKY MANALOKA
Ilay tsikitsikinao manaloka ahy
Toa mitambesatr’ao ktdjaotg am-poko ao
Manafotra kndb lay foko te hitia
Ianao anefa tsapako ho tsy tia
Ilay fitiavako tononkira.serasera.org voahazona
Hitia mangina anao tsy fidiny
Ny hany azoko natao
Dia ny nisera ltsev taminao
Hisitraka isan’andro izao : lay tsikitsikinao
_Mamy ROBINSON_ (23/05/2019)
Ilay tsikitsikinao manaloka ahy
Toa mitambesatr’ao ktdjaotg am-poko ao
Manafotra kndb lay foko te hitia
Ianao anefa tsapako ho tsy tia
Ilay fitiavako tononkira.serasera.org voahazona
Hitia mangina anao tsy fidiny
Ny hany azoko natao
Dia ny nisera ltsev taminao
Hisitraka isan’andro izao : lay tsikitsikinao
_Mamy ROBINSON_ (23/05/2019)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 1167
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 06/12/2019 13:09
