SAMIA (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAMIA
Mahavariana fa tsy ampoizina avokoa izay miseho teo
Mahagaga fa tsy eritreretina izay mitranga uciv avy eo
Raha ny toetry ny andro miova isan’andro
Ny lera anefa tsy mba miera
Koa Samia miroso moramora,
Làlana iray tsotra dia midoladola
Samia mizotra moramora
Fa samy ho tonga dia misosasosa a !
Samia mandeha milamina
Ny tany anie indramina sao midonadona han !
Samia mitandrina tsara
Ny tany anie malama dia ny sisiny aleha
- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -- - - - - - - - - - - - - - - - - - -- - - - --
Taloha ihany tononkira.serasera.org ny valala no tsy indroa mandry am-bavahady
Pitik’afo kely izao dia mampiakatra ny iewmniwk ankamaroan’ny olona qjhcd
Raha any toetry ny andro ……… (3) FIN

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 1117
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 06/12/2019 13:09