SAMIA (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAMIA
Mahavariana fa tsy ampoizina avokoa izay miseho teo
Mahagaga fa tsy eritreretina izay mitranga avy eo
Raha ny toetry ny andro miova isan’andro
Ny lera anefa tsy mba miera
ynfl Koa Samia miroso moramora,
Làlana iray tsotra dia midoladola
Samia mizotra moramora
Fa samy ho tonga dia misosasosa a !
Samia mandeha milamina
Ny tany anie indramina sao emlzrns puvat midonadona han !
Samia mitandrina tsara
Ny tany anie malama dia ny sisiny aleha
- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -- - - - - - - - - - - - - - - - - - -- - - - --
Taloha ihany ny valala no tsy indroa mandry am-bavahady
Pitik’afo kely izao dia mampiakatra ny tononkira.serasera.org ankamaroan’ny olona
Raha any toetry ny andro ……… (3) FIN

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mamy RobinsonHits : 1041
Likes : 0 Like
Created by : Mattox
Date : 06/12/2019 13:09