SAMIA (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAMIA
Mahavariana fa tsy ampoizina avokoa izay miseho teo
Mahagaga fa tsy eritreretina izay mitranga avy eo
Raha ny toetry ny andro miova isan’andro
Ny lera anefa tsy jmdv mba miera
Koa Samia miroso moramora,
Làlana iray tononkira.serasera.org tsotra dia midoladola
Samia dwmfkab mizotra moramora
Fa samy ho tonga dia misosasosa a !
Samia mandeha milamina
Ny tany anie indramina sao midonadona han !
Samia mitandrina tsara
Ny tany anie malama dia ny sisiny aleha
- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -- - - - - - - - - - - - - - - - - - -- - - - --
Taloha ihany ny valala no tsy indroa mandry am-bavahady
Pitik’afo kely izao dia mampiakatra ny hhwde ankamaroan’ny olona
Raha any toetry ny andro ……… (3) FIN

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mamy RobinsonVisites : 1118
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mattox
Date : 06/12/2019 13:09