NY TSY AHAFOIZAKO ANAO (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TSY AHAFOIZAKO ANAO

Ireo tambitamby izay manan’amby
Ireo safosafo zamtef tsy voavidy lafo
Oroka mamy tsy misy ohatra izany
Zant rehetra izany no tsy tononkira.serasera.org ahafoizako anao

Ny tsikitsiky miaro tokiky
Angolangola tsy mba mety tola
Ny hany mba tiako sy ny faniriako
Tsy ho lefy lanja ny fitiavanao

  Tsiky kely, mamikely : avy any aminao !
  Mandravarava tvhajdzy ty foko efa babo ikwi ka
   TSY AHAFOIZAKO ANAO !!!!!!!!!


_ Mamy ROBINSON _  (31/01/2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mamy Robinson
Vangy : 1042
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 06/12/2019 13:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391