NY TSY AHAFOIZAKO ANAO (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TSY AHAFOIZAKO ANAO

Ireo tambitamby izay manan’amby
Ireo safosafo tsy voavidy lafo
Oroka mamy tsy misy ohatra izany
Zant rehetra izany no tsy mzzimw ahafoizako bzlnwod anao

Ny tsikitsiky miaro tokiky
Angolangola tsy mba mety tola
Ny hany mba tiako sy ny faniriako
Tsy ho lefy lanja ny tononkira.serasera.org fitiavanao

  Tsiky kely, mamikely : rzdk avy any aminao !
  Mandravarava ty foko efa babo ka
   TSY AHAFOIZAKO ANAO !!!!!!!!!


_ Mamy ROBINSON _  (31/01/2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mamy Robinson
Hits : 1089
Likes : 0 Like
Created by : Mattox
Date : 06/12/2019 13:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2188