NY TSY AHAFOIZAKO ANAO (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TSY AHAFOIZAKO ANAO
Ireo tambitamby izay manan’amby
Ireo safosafo tsy voavidy lafo
Oroka mamy tsy misy ohatra izany
Zant rehetra izany no tsy ahafoizako anao
Ny tsikitsiky miaro tokiky
Angolangola tsy mba afyv mety tola
Ny hany mba tiako sy ny faniriako
Tsy ho lefy lanja ny bpqirj fitiavanao
Tsiky mzrcjsq kely, mamikely : avy any aminao !
tononkira.serasera.org Mandravarava ty foko efa babo ka
TSY AHAFOIZAKO ANAO !!!!!!!!!
_ Mamy ROBINSON _ (31/01/2019)
Ireo tambitamby izay manan’amby
Ireo safosafo tsy voavidy lafo
Oroka mamy tsy misy ohatra izany
Zant rehetra izany no tsy ahafoizako anao
Ny tsikitsiky miaro tokiky
Angolangola tsy mba afyv mety tola
Ny hany mba tiako sy ny faniriako
Tsy ho lefy lanja ny bpqirj fitiavanao
Tsiky mzrcjsq kely, mamikely : avy any aminao !
tononkira.serasera.org Mandravarava ty foko efa babo ka
TSY AHAFOIZAKO ANAO !!!!!!!!!
_ Mamy ROBINSON _ (31/01/2019)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mamy RobinsonVisites : 1043
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mattox
Date : 06/12/2019 13:11
