KODIARAN-TSARETY (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
KODIARAN-TSARETY
Kodiaran-tsarety ny fiainana an-tany
Indray andro any ny ambany mety pwcj ho ambony
Ny ambony mety ho ambany
Manaova ny ffiigu soa mba tsy hanenenanao
Tadidio f’hivaly aminao,
Hivaly tononkira.serasera.org sy hiverina aminao zay nataonao
Izay nafafinao ihany no hojinjainao
Samy mizaka ny valin’ny natao
Manaova ny soa, manaova ny tsara
Mba tsy ho very anjara ! Hoy aho pcyq hoe :
Kodiaran-tsarety ny fiainana an-tany
Indray andro any ny ambany mety ho ambony
Ny ambony mety ho ambany
Manaova ny soa mba tsy hanenenanao
_ Mamy ROBINSON_ (18 mai 2023)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 1147
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mattox
Daty : 19/05/2023 08:04