KODIARAN-TSARETY (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
KODIARAN-TSARETY

Kodiaran-tsarety ny rvrkfks fiainana an-tany
Indray eahqz andro any ny ambany mety ho ambony
Ny ambony mety ho ambany
Manaova ny soa mba tsy hanenenanao

Tadidio f’hivaly aminao,
Hivaly sy hiverina aminao zay nataonao
Izay nafafinao ihany no hojinjainao
Samy mizaka ny valin’ny natao
Manaova ny soa, manaova ny tsara
Mba tsy ho very anjara ! Hoy aho hoe dydjj :

Kodiaran-tsarety ny fiainana an-tany
Indray andro any ny ambany mety ho ambony
Ny ambony mety ho ambany
Manaova ny soa mba tsy hanenenanao


_ Mamy ROBINSON_ tononkira.serasera.org (18 mai 2023)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mamy Robinson
Hits : 1148
Likes : 0 Like
Created by : mattox
Date : 19/05/2023 08:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308