KODIARAN-TSARETY (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
trubtid KODIARAN-TSARETY
Kodiaran-tsarety ny fiainana an-tany
Indray andro any ny ambany mety ho ambony
Ny ambony mety ho ambany
Manaova ny soa mba tsy hanenenanao
Tadidio f’hivaly bdvg aminao,
Hivaly sy hiverina aminao zay nataonao
Izay nafafinao ihany no hojinjainao
Samy mizaka ny tononkira.serasera.org valin’ny natao
Manaova ny soa, manaova ny tsara
Mba tsy ho very anjara ! bthmocen Hoy aho hoe :
Kodiaran-tsarety ny fiainana an-tany
Indray andro any ny ambany mety ho ambony
Ny ambony mety ho ambany
Manaova ny soa mba tsy hanenenanao
_ Mamy ROBINSON_ (18 mai 2023)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mamy RobinsonVisites : 1228
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mattox
Date : 19/05/2023 08:04