AOKA HITOVY ZO (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AOKA HITOVY ZO
Izaho tsy te hahita intsony tanimboly may sy kila
Ary zaza menavava izay minono tratra fisaka
Na ny kopaka mosara ataon’izato miaramila vbld
Ho fanaovana veloma tononkira.serasera.org itsy reniny mangitaka
… Izaho tsy te handre intsony fitiavana mijaly
Na ray miari-tory fa niasa ka tsy ambinina (2)
Na ankizy tratra hariva hanati-barin’ny hopitaly
Na feon-tsarety mikodia sasak’alin’ny ririnina
Raha tiako ny hahita tanimboly feno vony
Zazakely dongadonga, reny tsy hilaozan-janany,
pzrrbfem Olon-droa mifankatia, ray tsy kacz miari-tory intsony,
Aoka hitovy ZO ’zahay, … dia ho to ny fiadanany.
_ Fanja ANDRIAMANANTENA _

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 728
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mattox
Daty : 19/05/2023 08:33