AOKA HITOVY ZO (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AOKA HITOVY ZO
Izaho tsy te hahita intsony tanimboly may sy kila
Ary zaza menavava izay minono tratra fisaka
Na ny kopaka mosara ataon’izato miaramila
Ho fanaovana veloma itsy reniny mangitaka
xgzpoyxm … Izaho tsy te handre intsony fitiavana mijaly
vkow iwip Na ray miari-tory fa niasa ka tsy ambinina (2)
Na tononkira.serasera.org ankizy tratra hariva hanati-barin’ny hopitaly
Na feon-tsarety mikodia sasak’alin’ny ririnina
Raha tiako ny hahita tanimboly feno vony
Zazakely dongadonga, reny tsy hilaozan-janany,
Olon-droa mifankatia, ray tsy miari-tory intsony,
Aoka hitovy ZO ’zahay, … dia ho to ny fiadanany.
_ Fanja ANDRIAMANANTENA _

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mamy RobinsonHits : 729
Likes : 0 Like
Created by : mattox
Date : 19/05/2023 08:33