AOKA HITOVY ZO (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yeqwy AOKA HITOVY ZO

Izaho tsy te hahita intsony tanimboly may sy kila
Ary zaza menavava izay minono tratra fisaka
Na ny kopaka mosara ataon’izato miaramila
Ho fanaovana veloma itsy reniny mangitaka

             … Izaho tsy te handre intsony fitiavana mijaly
        zmzdu      Na ray miari-tory fa niasa ka tsy ambinina                  tononkira.serasera.org   (2)
             Na ankizy tratra hariva hanati-barin’ny hopitaly
             Na feon-tsarety mikodia sasak’alin’ny ririnina

                        rdnvf   Raha tiako ny hahita tanimboly feno vony
                          Zazakely dongadonga, reny tsy hilaozan-janany,
                          Olon-droa mifankatia, ray tsy miari-tory intsony,
                          Aoka hitovy ZO ’zahay, … dia ho to ny fiadanany.



                                                  _ Fanja ANDRIAMANANTENA _

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mamy Robinson
Visites : 730
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mattox
Date : 19/05/2023 08:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0414