Ianao no Fidiko (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no fidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina
ozvtuc Atolotro anao e, ho anao irery
tononkira.serasera.org Hataka ihany wrebd anefa fa tsy an-tery
idcj Aza atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny eny fa tantara
Ianao ....
Atolotro anao ....
Omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina
ozvtuc Atolotro anao e, ho anao irery
tononkira.serasera.org Hataka ihany wrebd anefa fa tsy an-tery
idcj Aza atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny eny fa tantara
Ianao ....
Atolotro anao ....
--------
Rohy:
