Ianao no Fidiko (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no fidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina
Atolotro anao e, ho ovollbo anao irery
oqpuobqb Hataka ihany anefa fa tsy an-tery
Aza atositosikao raha tononkira.serasera.org tsy anjara
Adinoy fotsiny eny fa tantara
Ianao ....
Atolotro olijeft anao ....
Omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina
Atolotro anao e, ho ovollbo anao irery
oqpuobqb Hataka ihany anefa fa tsy an-tery
Aza atositosikao raha tononkira.serasera.org tsy anjara
Adinoy fotsiny eny fa tantara
Ianao ....
Atolotro olijeft anao ....
--------
Lien:
