Ianao no Fidiko

Lohateny Ianao no Fidiko
Nampiditra hery
Tamin'ny 08/09/2006 10:10
Vangy : 925


Nampidirin'i besoleil

capo 4è case

Ianao  nofidiko re rahavana
do		        fa
Omeko fitiavana
sol		    do
Jereo ka mba raiso ireto tanana
do		               fa 
Mitoloko izireo f'aza lavina
sol		                   do 

Atolotro anao, ho anao irery
 fa		        do
Hataka ihany anefa fa tsy antery
Sol  		                do
Aza atositosikao raha tsy anjara
Fa			           do
Adinoy fotsiny iny fa tantara
Sol			                 do

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0919