Ianao no Fidiko (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no egngmde fidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina

      ohmvaag     Atolotro anao e, ho anao irery
      tononkira.serasera.org     Hataka ihany anefa fa tsy an-tery
          szwoblk Aza atositosikao raha tsy anjara
          Adinoy fotsiny eny fa tantara

Ianao ....

          Atolotro anao ....  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5071