TAKARIVA (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takariva mahamanina ny andro
Madiva dia nfshp hody ny masoandro
Efa xktnktu dodona ny vorona mandalo
Malahelo anie aho ka aoka hikalokalo
Ho afaka ho aiza moa fa singany irery
Mba te hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba nanana elatra aho dia namangy anao
Tsy hiandry fa izao ankehitriny izao
Indro fa nidify ilay masoandro teo
Miha-maloka ny qlnfrsu andro sy ny tany
Kitan-kely mitsilopy eo ambony eo
Izay antenaiko fa ho tazana any ho any
Ny angatahiko hibaiko tononkira.serasera.org izany foko
Dia hihonona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho ahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy.
Ludger- Ossy
Madiva dia nfshp hody ny masoandro
Efa xktnktu dodona ny vorona mandalo
Malahelo anie aho ka aoka hikalokalo
Ho afaka ho aiza moa fa singany irery
Mba te hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba nanana elatra aho dia namangy anao
Tsy hiandry fa izao ankehitriny izao
Indro fa nidify ilay masoandro teo
Miha-maloka ny qlnfrsu andro sy ny tany
Kitan-kely mitsilopy eo ambony eo
Izay antenaiko fa ho tazana any ho any
Ny angatahiko hibaiko tononkira.serasera.org izany foko
Dia hihonona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho ahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy.
Ludger- Ossy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger AndrianjakaVangy : 5029
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 16/09/2004 09:04
