You are here: home > Tononkira > Ludger Andrianjaka

Nosy Tanindrazako (Ludger Andrianjaka)

Nosy tanindrazako
Izay navelan’ny razako
Afoiko ho anao ny rako
Ry Madagasikarako

Ranomasina no valam-parihy
Mamefy ny foko rehetra hifankatia
Tsy hampisarTsiky dia ampyaka ny malagasy miaraka

Andriamanitra ô! Mitahia
’Ty taninay ity
Tany izay nomenao ho anay
Lovan’ny taranakay
Madagasikara ho an’ny malagasy
Malagasy kosa ho an’i Madagasikara

Mpihira : Ludger Andrianjaka
Mpamaky : 15332
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hertix
Tamin'ny : 08/01/2006 14:47:46
ID : 3413

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo