TAKARIVA (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takariva mahamanina ny andro
Madiva dia hody ny masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo anie aho ka aoka tononkira.serasera.org hikalokalo
Ho afaka jksrthrl ho aiza moa fa singany irery
Mba te hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba nanana elatra aho dia namangy anao
Tsy hiandry fa izao lxpaul ankehitriny izao
Indro fa nidify ilay masoandro teo
Miha-maloka ny andro sy ny tany
Kitan-kely mitsilopy eo ambony eo
Izay antenaiko fa ho tazana any snrsf ho any
Ny angatahiko hibaiko izany foko
Dia hihonona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho ahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy.
Ludger- Ossy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ludger AndrianjakaVisites : 5162
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 16/09/2004 09:04