Ny adiadinay fahiny (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny adiadinay fahiny
Manjary ahalelovako azy
Mandainga izay tsy hanan-tsiny
Dia izany ve no hanjary ho sazy
Ny hijanonana tsy hiaraka
Hifandao sy hisaraka
Hifonako ny lasa
Izay heviny no asa
Vetsom-pitiavana ao anaty
Afo ao am-po tsy mety maty
No miantsoantso ka mihira
Miverena indray tononkira.serasera.org ka midira
Ny fisarahan-toerana ela
Mampitadidy ny andro lasa
Iza no tsy hifamela
Hanova ho czwgjyka tsara ny fikasa
Raha ho tapaka ny tady
Izay namatotra azy izay
Tsy ekeko raha ny adiady
No hamoizana mandrakizay
Fandalovana ny eto an-tany
Aoka re mba yimh hifamela ihany
Vita ny hira jgmhzjf ka indro aho manontany
Hody ve hono izany havako izany
Manjary ahalelovako azy
Mandainga izay tsy hanan-tsiny
Dia izany ve no hanjary ho sazy
Ny hijanonana tsy hiaraka
Hifandao sy hisaraka
Hifonako ny lasa
Izay heviny no asa
Vetsom-pitiavana ao anaty
Afo ao am-po tsy mety maty
No miantsoantso ka mihira
Miverena indray tononkira.serasera.org ka midira
Ny fisarahan-toerana ela
Mampitadidy ny andro lasa
Iza no tsy hifamela
Hanova ho czwgjyka tsara ny fikasa
Raha ho tapaka ny tady
Izay namatotra azy izay
Tsy ekeko raha ny adiady
No hamoizana mandrakizay
Fandalovana ny eto an-tany
Aoka re mba yimh hifamela ihany
Vita ny hira jgmhzjf ka indro aho manontany
Hody ve hono izany havako izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger AndrianjakaVangy : 9287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 07/11/2003 11:21
