Vohitra manga (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahitako nvwafg anareo
Manjary hahatsiarovako ny any
Ny any aminay, miverina ao an-tsaina avy hatrany
Ilay vohitra manga
Vao tazana manangasanga
Avy any ambadika lavitra
Manaitra sy mahafinaritra
Ny fahitako anareo
Tsy hitoetra fa sendra mandalo
Mampahatsiahy ny fahiny
Nikorana sy niara-nifaly
Tamin’ireo sakaiza
Sy ireo ray aman-dreny nitaiza
Miandry zyemvlui ny ampitso hatrany
Mandra-podiko hiverina ho any
Mba vangivangio matetitetika raha azo atao
axcz Ny andro hihaonana sarobidy, hambarako anao
Dia hotsaroana avy hatrany fa hay tsy dia very tsy akory
Ny hifankahitana, manala ny sorisory
Fidiny ve hoy tononkira.serasera.org ianao ka lasa nivarina an-tsiraka
Ny fitadiavana mahazaka maniraka
Ny tsy andehanana mody, mafy loatra ka aza manody
Ny hany fanantenana
Dia mbola hiverina ho any an-tànana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger AndrianjakaVangy : 8121
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Daty : 05/09/2003 11:23