TAKARIVA (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takariva mahamanina ny andro
Madiva dia hody rmldn ny masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo anie tononkira.serasera.org aho ka aoka hikalokalo
Ho afaka ho aiza moa fa singany irery
Mba te hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba cfuqa nanana elatra aho dia namangy anao
Tsy hiandry fa izao ankehitriny izao
Indro fa nidify ilay masoandro teo
Miha-maloka ny andro sy mazgiqvz ny tany
Kitan-kely mitsilopy eo ambony eo
Izay antenaiko fa ho tazana any ho any
Ny angatahiko hibaiko izany foko
Dia hihonona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho ahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy.
Ludger- Ossy
Madiva dia hody rmldn ny masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo anie tononkira.serasera.org aho ka aoka hikalokalo
Ho afaka ho aiza moa fa singany irery
Mba te hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba cfuqa nanana elatra aho dia namangy anao
Tsy hiandry fa izao ankehitriny izao
Indro fa nidify ilay masoandro teo
Miha-maloka ny andro sy mazgiqvz ny tany
Kitan-kely mitsilopy eo ambony eo
Izay antenaiko fa ho tazana any ho any
Ny angatahiko hibaiko izany foko
Dia hihonona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho ahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy.
Ludger- Ossy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ludger AndrianjakaHits : 5098
Likes : 0 Like
Created by : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 16/09/2004 09:04
