Toky (Lucien Randrianina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Angamba diso tia namana aho fa,
    Miherika aho raha sendra lasa aloha.
    Raha handao toa tahaka ny tsy ho sahy
    Niara-dalan zzqdr ihany hatram’izay
      Na dia nisy aza izay nifandirana
      Na dia be ireo zava-nanahirana
      Tsy mahasakana uhefpefx ahy tsy hitodika anao
      F’izay no naha-mpinamana hatrizao

      Malakia, f’izaho tsy handao anao
      Satria ianao no namako hatry ny elabe, ie
      Matokia manana ahy
      Misehoa ho sahisahy, ka...
      Aza manahy, f’izaho hiaro anao,
      Isika koa hatram’izay tsy nifandao
      tononkira.serasera.org Moa raha misy zava-mahaory
     esiush  Raha mbola azo atao,
      Tsy maintsy hanampy anao aho ka lazao
          Mino aho fa, mbola hateza ilay fiarahana
          Sady mahatoky koa, fa tsy hisy fisarahana!

2- Na dia nisy aza izay nifandirana
    Na dia be ireo zava-nanahirana
    Tsy mahasakana ahy tsy hiaro anao
    Tokiko hatrizay ka hatram’izao
       Ao ireo namana hafa mety handrava
       Mety hanaravy sy handraom-bava
       Raha mandrebireby lazao ahy
       F’izaho hananatra ireo izay miseho ho sahy
          Malakia...
              Mino aho...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lucien Randrianina
Vangy : 441
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : anjarasoa23
Daty : 19/11/2025 08:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1655