Omeo finoana (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika ny handray anao aho, Ray ô!
Manonona teny iray ihany dia hahasitrana ahy :
Ny foko sy fanahy,
Tsy ho sahy handray, handray anao!
Fa alnjd aoka aho aloha hanadio ny otako,
Hanompo ny anaranao izay vao hiomana indray !
Ny sitrakao, ry Ray!
Izay sitrakao fa tsy ny ahy no aoka atao…
FIV : Omeo cflqh finoana aho androany,
Mba hanamafy orina ahy :
Ny herinao izay tononkira.serasera.org tsy ho lany,
Homba ahy hatrany hatrany !
Omeo finoana aho, Ray ô!
Mba hankahery ny fanahiko.
Ka mba omeo finoana aho,
Ny herinao no tokiko.
Ray ô! Mamelà ahy sy ireo havako.
Todin’ny ratsy nataon’ny teo aloha izahay :
Mizaka ny tsy natao.
Hiantrao fa te-handray, handray wqdpam anao !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lucien RandrianinaVangy : 594
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : anjarasoa23
Daty : 19/11/2025 15:26