Ila (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitaratra mitsilo ny ety an tany ny masoandro
Manazava ny fiainan’ny rehetra eny isan’andro
Izay tandrifiko anefa malok’ila toa mikombona
Ka tononkira.serasera.org zary ny fiainako rehetra no manjombona
Somambisambin-diavolana no mba namako
Manasaka izay xlcb rehetra mavesatra ampela-tanako
Ny rivotra mitsoka toa mitondra fahoriana
Ny mason’ny alina mampanembon’ olon-tiana
Mbola manamafy fò aho fa ho tafarina
Atsy ho atsy no andrandraiko ilay fiadanako marina
Hivavaka mangina aho hangataka aminao ry Ray
Asa koa ny vavaka ataoko raha mety ho voaray
Sento lava no iainako toa tsy ho rava ny taranaiko
Hiezaka aho ny cgpiq qfnlj handresy ireo rehetra ireo
Hanafoanako toreo
Ka ny finoana dia ny ho valim-panantenako avy eo
Miangatra ny vintana ka tsisy fahasambarana
Zay kely mba nomeny ahy dia indrisy nosomparana
Ny anjara antenaina toa tsy manarangarana
Ilay ila izay manakona ahy rahoviana vao hifarana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lucien RandrianinaHits : 357
Likes : 0 Like
Created by : SitrakA1702
Date : 29/06/2025 07:28