Foiko (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manantena fa hoe hanambitamby intsony aho
Nofy ny anao
Izay efa vita aza nanenenako
Fa izaho efa nanova fo, naleoko nandeha irery
Toy izay misy anao
Izao ny ahy ny tononkira.serasera.org fiainako dia tsapako ho metimety
Ovay ny fiainanao ho toy ny ahy
Fa hangaina eo ianao raha hiandry ahy
Ovay ny saina, fo, fanahy
Ovay!
Maivana ny ahy ny alaheloko anao
Asa ianao raha toa ahy
Foiko ianao
Tsy mbola ianao koa mantsy no nandrian'ny saiko
Fa ny zfainlm ahy hatrizay kilalao
Ka tsy ela hbwxljy akory dia hadino ny anaranao
Na ny endrikao aza nanjavona tato an-tsaiko
Ovay ny rbvvp fiainanao ho toy ny ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lucien RandrianinaVisites : 1247
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dahfara
Date : 30/08/2021 12:51