You are here: home > Tononkira > Lucien Randrianina

Tsiaro (Lucien Randrianina)

Matoa ireo vetso tsy tana mitety irony hadalana
Tsiaro anao hatramin’izao eny ianao
Nirongatra tsy noterena ireo embona tsy hay fefena
Tsiaro anao hatramin’izao eny ianao

Hijanona ho tsiaro asa indrisy ny fanantenana efa nisy
Tsiaro ihany, tsiaro izantononkira.serasera.orgy, tsiaro mamy
Mba satry hiverina angamba fa fahatsiarovana jamba
Tsy hay soloina, na vonoina (2)

Matoa koa ny saina tsy mandry ny eritreritra sasa-miandry
Tsiaro anao hatramin’izao eny ianao
Ny maso mbola te-hahita ireo zavatra izay efa vita
Sangisangy, tambitamby, nanan’amby

Mpihira : Lucien Randrianina
Mpamaky : 95
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tynede
Tamin'ny : 18/06/2021 15:15:31
ID : 13516

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo