You are here: home > Tononkira > Lucien Randrianina

Ny hira (Lucien Randrianina)

Mandringa ny hira raha tsy eo ny haravaka azy
Tsy tiako ho voatsira ka tsy ataoko vazivazy
Fa raha ny hira dia hiraiko miainga avy any am-poko
Ny hangina tsy ho haiko f’izay no ao an-dohako

Hihira aho mba ho entononkira.serasera.orgtiko handrotsiana anao
Ka henoy izao hirako izao

Tsy vita ny hira raha tsy tena andrian’ny saina
Tsy ataoko hamiravira na ho zary hampitaraina
Ny ahy koa ny hira dia hohajaiko ka tsy ho voaloto
Tsy handry koa ny saiko raha ho zary toloko

Mpihira : Lucien Randrianina
Mpamaky : 64
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tynede
Tamin'ny : 18/06/2021 12:58:38
ID : 13514

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo