Omeo finoana (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika ny handray anao aho, Ray ô!
Manonona teny iray ihany dia hahasitrana ahy :
Ny foko sy fanahy,
Tsy ho sahy handray, handray anao!
Fa aoka aho aloha hanadio ny otako,
Hanompo ny anaranao izay vao hiomana indray !
Ny sitrakao, ry Ray!
Izay sitrakao fa tsy ny ahy no aoka atao…
FIV : Omeo finoana aho androany,
rsizols Mba hanamafy orina ahy :
Ny herinao izay tsy ho lany,
tononkira.serasera.org vjsdf Homba ahy hatrany hatrany !
oarkctxs Omeo finoana aho, Ray ô!
Mba hankahery ny fanahiko.
Ka mba omeo finoana aho,
Ny herinao no tokiko.
Ray ô! Mamelà ahy sy ireo havako.
Todin’ny ratsy nataon’ny teo aloha izahay :
Mizaka ny tsy natao.
Hiantrao fa te-handray, handray anao !
Manonona teny iray ihany dia hahasitrana ahy :
Ny foko sy fanahy,
Tsy ho sahy handray, handray anao!
Fa aoka aho aloha hanadio ny otako,
Hanompo ny anaranao izay vao hiomana indray !
Ny sitrakao, ry Ray!
Izay sitrakao fa tsy ny ahy no aoka atao…
FIV : Omeo finoana aho androany,
rsizols Mba hanamafy orina ahy :
Ny herinao izay tsy ho lany,
tononkira.serasera.org vjsdf Homba ahy hatrany hatrany !
oarkctxs Omeo finoana aho, Ray ô!
Mba hankahery ny fanahiko.
Ka mba omeo finoana aho,
Ny herinao no tokiko.
Ray ô! Mamelà ahy sy ireo havako.
Todin’ny ratsy nataon’ny teo aloha izahay :
Mizaka ny tsy natao.
Hiantrao fa te-handray, handray anao !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lucien RandrianinaVangy : 596
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : anjarasoa23
Daty : 19/11/2025 15:26
