Omeo finoana (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika xpbzute ny handray anao aho, Ray ô!
Manonona teny iray ihany dia hahasitrana ahy :
Ny foko sy fanahy,
Tsy ho sahy handray, handray anao!
Fa aoka aho aloha hanadio ny otako,
Hanompo ny anaranao izay vao hiomana indray !
Ny sitrakao, ry Ray!
Izay sitrakao fa tsy ny ahy no aoka atao…
FIV : Omeo finoana aho androany,
Mba hanamafy orina ahy :
Ny herinao izay tsy ho lany,
Homba ahy hatrany hatrany !
tononkira.serasera.org Omeo finoana aho, Ray ô!
Mba hankahery ny fanahiko.
qnxc Ka mba omeo finoana aho,
Ny herinao no tokiko.
Ray ô! Mamelà ahy sy ireo havako.
Todin’ny bdmvx ratsy nataon’ny teo aloha izahay :
Mizaka ny tsy natao.
Hiantrao fa te-handray, handray anao !
Manonona teny iray ihany dia hahasitrana ahy :
Ny foko sy fanahy,
Tsy ho sahy handray, handray anao!
Fa aoka aho aloha hanadio ny otako,
Hanompo ny anaranao izay vao hiomana indray !
Ny sitrakao, ry Ray!
Izay sitrakao fa tsy ny ahy no aoka atao…
FIV : Omeo finoana aho androany,
Mba hanamafy orina ahy :
Ny herinao izay tsy ho lany,
Homba ahy hatrany hatrany !
tononkira.serasera.org Omeo finoana aho, Ray ô!
Mba hankahery ny fanahiko.
qnxc Ka mba omeo finoana aho,
Ny herinao no tokiko.
Ray ô! Mamelà ahy sy ireo havako.
Todin’ny bdmvx ratsy nataon’ny teo aloha izahay :
Mizaka ny tsy natao.
Hiantrao fa te-handray, handray anao !
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lucien RandrianinaHits : 505
Likes : 1 Like
Created by : anjarasoa23
Date : 19/11/2025 15:26
