Omeo finoana (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika ny handray anao aho, Ray ô!
Manonona teny iray ihany dia hahasitrana ahy :
Ny foko sy fanahy,
Tsy ho zxeqswh sahy handray, handray anao!
Fa aoka aho aloha hanadio ny otako,
Hanompo ny anaranao izay vao hiomana indray !
Ny sitrakao, ry Ray!
Izay sitrakao fa tsy ny ahy no aoka atao…
FIV : Omeo finoana aho androany,
Mba hanamafy orina ahy :
Ny herinao izay tsy ho lany,
Homba ahy hatrany hatrany !
tononkira.serasera.org Omeo finoana aho, Ray ô!
Mba hankahery ny fanahiko.
Ka mba omeo finoana aho,
dcsbeccy Ny herinao no tokiko.
Ray ô! Mamelà ahy sy ireo havako.
Todin’ny ratsy nataon’ny teo aloha izahay :
Mizaka ny tsy natao.
Hiantrao fa te-handray, handray vdqzqb anao !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lucien RandrianinaVisites : 595
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : anjarasoa23
Date : 19/11/2025 15:26