Ny hira (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandringa ny hira raha tsy eo ny haravaka vsvfear azy
Tsy uxqzxqt tiako ho voatsira ka tsy ataoko vazivazy
Fa raha ny hira dia hiraiko miainga avy any am-poko
Ny hangina tsy ho haiko f’izay no tononkira.serasera.org ao an-dohako
Hihira aho mba ho entiko handrotsiana anao
Ka henoy izao hirako izao
Tsy vita ny hira raha tsy tena andrian’ny zdeu saina
Tsy ataoko hamiravira na ho zary hampitaraina
Ny ahy koa ny hira dia hohajaiko ka tsy ho voaloto
Tsy handry koa ny saiko raha ho zary toloko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lucien RandrianinaVangy : 3250
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tynede
Daty : 18/06/2021 14:58