Ny hira (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandringa ny hfmv hira raha tsy eo ny haravaka azy
Tsy tiako ho gowej voatsira ka tsy ataoko vazivazy
Fa raha ny hira dia hiraiko miainga avy any am-poko
Ny hangina tsy ho haiko tononkira.serasera.org f’izay no ao an-dohako
Hihira aho mba ho entiko handrotsiana anao
Ka henoy izao hirako izao
Tsy vita ny hira raha tsy tena andrian’ny saina
Tsy ataoko xgiip hamiravira na ho zary hampitaraina
Ny ahy koa ny hira dia hohajaiko ka tsy ho voaloto
Tsy handry koa ny saiko raha ho zary toloko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lucien RandrianinaHits : 3101
Likes : 0 Like
Created by : tynede
Date : 18/06/2021 14:58