Ny hira (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pintz Mandringa ny hira raha tsy fobgv eo ny tmum haravaka azy
Tsy tiako ho voatsira ka tsy ataoko vazivazy
Fa raha ny hira dia hiraiko miainga avy any am-poko
Ny hangina tsy ho haiko f’izay no ao an-dohako
Hihira aho mba ho entiko handrotsiana anao
Ka henoy izao hirako izao
Tsy vita ny tononkira.serasera.org hira raha tsy tena andrian’ny saina
Tsy ataoko hamiravira na ho zary hampitaraina
Ny ahy koa ny hira dia hohajaiko ka tsy ho voaloto
Tsy handry koa ny saiko raha ho zary toloko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lucien RandrianinaVisites : 2991
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tynede
Date : 18/06/2021 14:58