Fiainam-baovao (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo an-tokontany ianao elje no mitomany
Lasa saina irery toy ny tsy eto antany
Mieritreritra ireo olana maro
Very hevitra toa lasa vinany
Bridge:
Mahatsiaro tofoka sy leo
Ka te hanorina fianam-baovao
Refrain:
Fa any ho any, misy toerana hafa koa
Tontolo iray vaovao, voatokana ho anao
Tontolo hafa tononkira.serasera.org loko, hitoeran'ny fo
Tontolo iray vaovao, voatokana ho anao
Efa voasoratra any ho any
Ny lalam-piainana tsy maintsy hizoranao
Ao ny mangidy sy ny mamy
Hanalokaloka sy hitsilo ny amvdkm andronao
Bridge:
Fa ho avy ny andro sy ora iray
Mbola hihaonanao amin'ilay silam-panahy
Refrain:
Fa any ho any, ilay tontolo faharoa
Voatokana ho anao, ho anao sy izy irery ihany
Tontolo hafa loko, hitoeran'ny eskzu fo
Voatokana ho anao, ho anao sy izy irery ihany
Lasa saina irery toy ny tsy eto antany
Mieritreritra ireo olana maro
Very hevitra toa lasa vinany
Bridge:
Mahatsiaro tofoka sy leo
Ka te hanorina fianam-baovao
Refrain:
Fa any ho any, misy toerana hafa koa
Tontolo iray vaovao, voatokana ho anao
Tontolo hafa tononkira.serasera.org loko, hitoeran'ny fo
Tontolo iray vaovao, voatokana ho anao
Efa voasoratra any ho any
Ny lalam-piainana tsy maintsy hizoranao
Ao ny mangidy sy ny mamy
Hanalokaloka sy hitsilo ny amvdkm andronao
Bridge:
Fa ho avy ny andro sy ora iray
Mbola hihaonanao amin'ilay silam-panahy
Refrain:
Fa any ho any, ilay tontolo faharoa
Voatokana ho anao, ho anao sy izy irery ihany
Tontolo hafa loko, hitoeran'ny eskzu fo
Voatokana ho anao, ho anao sy izy irery ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lova MamisoaVangy : 2151
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 03/05/2016 23:02
