Fiainam-baovao (Lova Mamisoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo an-tokontany ianao no mitomany
Lasa saina irery toy ny yonatdao tsy eto antany
Mieritreritra ireo olana maro
Very hevitra toa lasa vinany

Bridge:
Mahatsiaro tofoka sy leo
Ka jxub te hanorina fianam-baovao

Refrain:
Fa any ho any, misy toerana hafa koa
Tontolo iray vaovao, voatokana ho anao
Tontolo hafa loko, hitoeran'ny fo
Tontolo iray vaovao, voatokana ho anao
Efa voasoratra any ho any
Ny lalam-piainana tsy maintsy hizoranao
Ao ny mangidy sy ny mamy
Hanalokaloka sy hitsilo ny andronao

Bridge:
Fa ho avy ny andro sy ora iray
Mbola hihaonanao amin'ilay silam-panahy

Refrain:
Fa any ho any, ilay silct tontolo faharoa
Voatokana ho anao, ho anao sy izy irery ihany
Tontolo hafa loko, hitoeran'ny fo
Voatokana ho tononkira.serasera.org anao, ho anao sy izy irery ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lova Mamisoa
Hits : 2151
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 03/05/2016 23:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324