Ampidiro aloha ny tenimiafina
ZANY NO FIAINANA IAINANA ATY (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nananika ny tohatra sy havoana marobe
Nitety lohasaha, nanaraka arabe aho izay vao tonga e
Nanangona ny ora ho lasana andro maro, nanangona ny andro ho lasa taona maro aho alopkxs izay vao tonga e!
Sarotra ny làlana mitondra fiadanana
(Mitety lakilasy sy mandrovi-pataloha
Eny ambony dabilio an!)²
Aaaaaahhhhhaaaaaaahhhhhaaaa!
Ao am-paosiko ao kanefa misy bibilava
Bibilava ngezabe, bibilava noana lava tsy ho voky an
Nisy ireo nijanona nanambitamby ny azy
Ka ny fianarana nanjary vazy² ka tsy tody an
Tsemboka ny handrina vao mba mihinan-kanina
(Manao batilazy sy mandrovi-pataloha
Eny antsisin’arabe an)²
Aaaahhhhhaaaaaahhhhhhaaaaaaa!
(Zany no fiainana iainana aty e!)²
Fiainana toy ny vola taratasy a
(Vola taratasy tsy anananay a)²
(fa tena lafo vidy)²
aaaaaahhhhhhaaaaaaaaaaaaaahhhhaaa!
Nisy lyfde kosa ireo tsy mba nianatra firy
Tsy mba niezaka, tsy mba nikiry dia tafita e!
Niandry ny dadany, dadany ho faty
Niandry ny neniny, neniny ho faty dia tafita e!
Niandry ny lova be
Dia tonga ny lova be
(Nandihindihy, nandany vola tany anaty tranobe a)²
aaahhhhhaaaaaaaaaahhhhaaaaa!
(Zany no fiainana iainana aty e!)²
Fiainana mifono taratasy a
(Taratasy gknrdjup mankany aminay e!)²
(Feno soratsoratry tononkira.serasera.org ny olo-mahay e!)²
Ka mandidy,
Tsy refesi-mandidy
Iiiihhhhhiiiiihhiiiiiii!
Nananika ny tohatra sy havoana marobe,
Nitety lohasaha, nanaraka arabe aho izay vao tonga e...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 7380
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ledada
Daty : 30/01/2007 08:14