Sabinah (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tera-dahy Sabinah
Aza ny aban'i tsaika e
Hisaorana ny zanahary e
Ny aban'i zaza tsy ao
Fa lasa nanafo any an'ala
Ny amboa aza lasany tany
Hihaza 'lay tononkira.serasera.org trandraka ucgtv ho ahy
raha rxqmddd mody ny aban'ny zaza
Mitondra longoza sy vary
omeko ny zanako izany
Akory ianareo mbarakaly
Izaho dia salama tsara
Ny bysozcno aban'i zaza tsy ao
Fa lasa nanafo any an'ala
Ny amboa aza lasany tany
Raha mody ny aban'ny zaza
Mandalo ao amin' i Leeng sinoa
Mitondra ronono amin'ny boaty e
Omeko ny zanako izany
Akory ianareo mbarakaly
Izaho dia salama tsara
Tonony sy feony : RAKOTOMANGA Bebey
Aza ny aban'i tsaika e
Hisaorana ny zanahary e
Ny aban'i zaza tsy ao
Fa lasa nanafo any an'ala
Ny amboa aza lasany tany
Hihaza 'lay tononkira.serasera.org trandraka ucgtv ho ahy
raha rxqmddd mody ny aban'ny zaza
Mitondra longoza sy vary
omeko ny zanako izany
Akory ianareo mbarakaly
Izaho dia salama tsara
Ny bysozcno aban'i zaza tsy ao
Fa lasa nanafo any an'ala
Ny amboa aza lasany tany
Raha mody ny aban'ny zaza
Mandalo ao amin' i Leeng sinoa
Mitondra ronono amin'ny boaty e
Omeko ny zanako izany
Akory ianareo mbarakaly
Izaho dia salama tsara
Tonony sy feony : RAKOTOMANGA Bebey
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 2550
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 03/12/2015 09:22
