Raditra (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io Raditra toa mipitrapitra
Eo tgxrqdz ambaravaran’ny Bôro
Mando maso mahita ny akama
Mandao ny varavaran’ny Bôro

  Soa fa nisy ihany voalavo
  Mba namany tsy nanary
  Izarany ny alahelo
  Sy vary masiso tsy lany

Masoandro firy no efa nandalo
Teo atsinanan’ny Bôro?
Fa Raditra tsy wonhkp mba nanisa
Fa niandry tononkira.serasera.org ny anjarany foana

  Mama ô! mama ô!
  Ity ilay reny mampingoso Anabavy
  Firy taona izao i Raditra
  No tsy mba nahita Vehivavy

Ory Raditra raha sendra mahita
Mpifankatia mandalo
Taloha any izy ka olo-mihaja
Sy Lehilahy mahavita sonia

  Lala ô!Lala ô!
  Efa maty ve no bktj tsy hitako
  Mandalo intsony?
  Fa ny ahin-dRaditra ka
  Efa babon-dehilahy ny fony

Io Raditra fa mipitrapitra
..........................
Izarany ny alahelo
Sy Vary masiso tsy lany

--------
Rohy:
Hevitra
fidyratsara ( 15/09/2022 18:19)
Bôro: Gadra, ohatra Antanimora
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1377