Làlana mankaiza? (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy tsy mba nifampikitika
Varina toa attihow nifampijery
Ireo izy roa manipitsipika
Mitady làlana fa very
Fa làlana,làlana mankaiza
No mankany amin’ny fitia ?
Fa làlana,làlana avy aiza
No tsy mba nandalo tety(2fois)?
Ireo izy roa toa oriory
Lanonana toa malahelo
Nihitsoka tanaty boribory
Kotsakotsa tsy nanana elo
Fa orana,orana avy aiza
No manamando izato tany?
Fa ntaascwv izy roa mba mangetaheta
Aiza ny tononkira.serasera.org làlana mankany?(2fois)
Avo jluutpy dia avo ny feony(3fois)
Ka mamangy lanitra
Fa làlana,làlana mankaiza
No mankany andanitra any?
Varina toa attihow nifampijery
Ireo izy roa manipitsipika
Mitady làlana fa very
Fa làlana,làlana mankaiza
No mankany amin’ny fitia ?
Fa làlana,làlana avy aiza
No tsy mba nandalo tety(2fois)?
Ireo izy roa toa oriory
Lanonana toa malahelo
Nihitsoka tanaty boribory
Kotsakotsa tsy nanana elo
Fa orana,orana avy aiza
No manamando izato tany?
Fa ntaascwv izy roa mba mangetaheta
Aiza ny tononkira.serasera.org làlana mankany?(2fois)
Avo jluutpy dia avo ny feony(3fois)
Ka mamangy lanitra
Fa làlana,làlana mankaiza
No mankany andanitra any?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 5013
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 08/02/2002 16:11
