Ilay Dimbaka kely (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mampahonena ilay dimbaka kely
Fa tsy mba toy ny zaza toa azy
Tsy mba nitia Tandrimo na Kanety
Fa nankafihy ny fangala-pihery
(Fangala-pihery hafahafa)4
Ny azy ange
Nentiny ny Ankizivavy
Hianatra ny fangala-pihery
Kely dia nahay sahady
Ny kilalao tsy nisy mpijery tononkira.serasera.org
(Fa nankafihy fangala-pihery
zdlqf Fangala-pihery hafahafa)2
Ny azy ange
Kely any izy,kely any izy a!
(Kely any izy dia efa Vetaveta be)2
(Fa nankafihy fangala-pihery gbymq
Fangala-pihery dnrh hafahafa)2
Ny azy ange!
Fa tsy mba toy ny zaza toa azy
Tsy mba nitia Tandrimo na Kanety
Fa nankafihy ny fangala-pihery
(Fangala-pihery hafahafa)4
Ny azy ange
Nentiny ny Ankizivavy
Hianatra ny fangala-pihery
Kely dia nahay sahady
Ny kilalao tsy nisy mpijery tononkira.serasera.org
(Fa nankafihy fangala-pihery
zdlqf Fangala-pihery hafahafa)2
Ny azy ange
Kely any izy,kely any izy a!
(Kely any izy dia efa Vetaveta be)2
(Fa nankafihy fangala-pihery gbymq
Fangala-pihery dnrh hafahafa)2
Ny azy ange!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 3818
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 21/03/2002 22:19
