Ikalanenifara (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tonga namangy an’ikalanenifara anie ilay Kapitenin’ny tononkira.serasera.org zandary (2)
Fa izy no tonga,
Fa tonga hitantara e
fa nisy fatin’olon-droa a,
fatin’olon-droa no io nitsirara e
tao, bezcfp tao andavam-biby a,
Tomany, tomany, tomany yhih i nenifara e
fa maty, matin’ny fitia, (2)
Io a, vokatry ny fandehandehanana anie io a (2)
Nisy, nisy olona mirahavavy, nikarama tany avaratra any
nikarama tamin’ny vazaha
nikarama tamllin’ny lezionera e
Vorodamba no enti-maty e e vizxm e, mangidy anie zany an!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 3640
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : drdahery
Daty : 29/11/2007 15:53