Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ianao mitady (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mitady olona tena mafibe
hiantoka anao amin’ny mafy
Hay Ianao mitady olona tena kalabe
Hiantoka sy hampitafy
Hay Ianao mitady olona feno fandeferana
Ahazahoana mampirafy
Hay ianao mitady olona tena mafibe
Hanaraka anao amin’ny gafy
Taty, taty, taty bubqyei ianao no nitonantonana
F’izaho, f’izaho, Izaho namaly moramora hoe:
Any lavidavidavitr’any indray mba mitady
Any angamba misy
Ts’izaho velively izany tononkira.serasera.org bandy izany
Tsy izaho velively ny olona mazana ahavita izany
F’izaho bandy kely tsy ampy sakafo
Tsy ampy sokay
Izaho tsy mba nanana zavatra lafo
Hatramin’izay
Naleoko tsy nanana olo-nitia
Toy izay hanan-dratsy
Izaho bandy kely, kelikely sandry
Tsy mba nigafigafy
Tany, tany, tany aho no nitonantonana
F’ianao, ianao, ianao nandroaka moramora ka
Any lavidavitra any aho mba hitady
any angamba yzquqri misy
Tsy gbgn indry velively izany kala izany
Tsy indry velively no olona hiharitra anay amin’izany
LOLO Sy Ny Tariny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 17133
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/11/2001 05:11