Ahy Ianao (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maraina ny vsqv andro handao isika handeha
Hioty voninkazo tononkira.serasera.org manitra e
Ho arandrako an-dohanao
Ho enti-mamantatra f’ahy ianao (2)
ô ô ô
Eh ihoa Ra-Katerina qmuenzaw tiako ianao e
Hioty voninkazo tononkira.serasera.org manitra e
Ho arandrako an-dohanao
Ho enti-mamantatra f’ahy ianao (2)
ô ô ô
Eh ihoa Ra-Katerina qmuenzaw tiako ianao e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 9144
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 17:27
