MILA FANASITRANANA (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firenena mpanota olona mavesatr’eloka
Taranaka mpanao ny ratsy zanaka mpanao ny meloka
Nafoy an’Andiamanitra ny zanak’olombelona
Tsy mahagaga raha maro ireo maty fahavelona
Tsy misy tsy marary fa feno aretina avokoa
Hatrany am-paladia ka hatrany antampon-doha
Ny tokatrano maro eny ny fiarahamonina
Marary avokoa jucmsigl mila fanasitranana
Ref:
Izao tontolo izao marary avokoa
Saina vatana fanahy tononkira.serasera.org indrindra ny fo o!
Avia Jesosy malala o! faingana hanasitrana
Fa tsy ahitana fanafody e! ty areti-mandringana
Aretina mikiky tsy ahitana fanafana
Tsy mampandamaka am-pandrina na mandreraka ny vatana o!
Fa ny fo fanahy sy saina no mahita faisana
Avia Jesosy malalako zany o! faingana hanasitrana
Aretina mikiky ny qgxpziuu fitiava-tena
ny fitiavam-bola fitiava-karena
Aretina mikiky ny fifanaratsina
ny lolo-po miteraka fifampiandanina
Aretina mikiky ny fitsitokotokona
na ara-politika na ara-pinoana
Aretina mikiky ny fialonana
hatrany am-piasana ka hatrany am-piangonana
Ireo no aretina qhipms izay mahazo ny maty fanahy
Mikiky ny fon’olombelona na vavy na lahy e!
Tsy kely tsy lehibe tsy antitra tsy tanora
Kikisan’ireo aretin’ireo e! isan’andro isan’ora

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Les AdelineVangy : 20215
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/12/2006 06:29