MILA FANASITRANANA (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firenena mpanota olona mavesatr’eloka
Taranaka mpanao ny ratsy zanaka mpanao ny meloka
Nafoy an’Andiamanitra ny abvkcaiz zanak’olombelona
Tsy mahagaga raha maro ireo maty fahavelona
Tsy misy tsy marary fa feno aretina avokoa
Hatrany am-paladia ka hatrany antampon-doha
Ny tokatrano maro eny ny fiarahamonina
Marary avokoa mila fanasitranana
Ref:
Izao tontolo izao marary avokoa
Saina vatana fanahy indrindra ny fo o!
Avia Jesosy malala cosb o! faingana hanasitrana
Fa tsy ahitana fanafody e! ty areti-mandringana
Aretina mikiky tsy ahitana fanafana
Tsy mampandamaka am-pandrina na mandreraka ny vatana o!
Fa ny fo fanahy sy saina no mahita faisana
Avia Jesosy malalako zany o! faingana hanasitrana
Aretina mikiky ny fitiava-tena
ny fitiavam-bola tononkira.serasera.org fitiava-karena
Aretina mikiky ny fifanaratsina auqhswt
ny lolo-po miteraka fifampiandanina
Aretina mikiky ny fitsitokotokona
na ara-politika na ara-pinoana
Aretina mikiky ny fialonana
hatrany am-piasana ka hatrany am-piangonana
Ireo no aretina izay mahazo ny maty fanahy
Mikiky ny fon’olombelona na vavy na lahy e!
Tsy kely tsy lehibe tsy antitra tsy tanora
Kikisan’ireo aretin’ireo e! isan’andro isan’ora

--------
Link:
About this song
Artist : Les AdelineHits : 19645
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 30/12/2006 06:29